Entry valiha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny malaza indrindra amin' ny zavamaneno nentim-paharazana malagasy. Vita amin' ny volo (volotsangana vaventy) ny valiha ary misy tady kitihina amin' ny tanana; ireo tadiny heo dia misy tohany daholo ka izany no ahazoana feo avo sy iva: folo eo ho eo tany am-boalohany ny isan' ireo tadimbaliha fa ankehitriny mahatratra efapolo na mihoatra aza. Ampiasaina manerana an' i Madagasikara ny valiha na dia samy manana ny fomba fanaovany sy fampiasany azy aza ny tsirairay: valiha bara, valiha tsimihety, valiha tory tenany, valiha jihy vy, valiha vata, valiha marovany [1.1]
Explanations in English A Malagasy lute made of bamboo [1.7]
 Tube zither. Although some examples are idiochords, heterochords valihas are most common. They are made in a great variety of sizes, and are often decorated. Many have a slit-shaped sound hole cut from the cane tube. [2.493]
Explanations in French Luth malgache fait avec un gros bambou [1.8]
 Le mot valiha est surtout devenu le nom d'un instrument de musique original, fait d'un entre-noeud de ces gros bambous ; on en soulève les fibres avec la pointe d'une sagaie et on les tend grâce à des cales en bois qui permettent d'en régler le son. Le son en est un peu grêle mais charmant et bien adapté au village malgache. [1.196]
Examples 
1Valiha telo, ampongatapaka, lokanga, sodina no indray henony. [1.270]
2Antsa, dihy, hira, valiha, farey, haravoana, no atao mameno saha. [2.245]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Proverbs 
Articles 
Illustrations 

Entry valiha
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] . Nom qu'on donnait autrefois aux bambous de très gros diamètre. Il s'agit surtout d'espèces introduites comme Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees (Poaceae). Ces bambous sont si solides qu'on en faisait de grosses lames appelées autrefois antsivaliha ; on les utilisait comme sabres d'abattage avant l'emploi des outils de fer. [1.196]
  [Sakalava-Mayotte] Bambou [1.405]
Scientific name Dendrocalamus strictus
Vocabulary 

Updated on 2023/08/23