Entry diapazona
Part of speech noun
Malagasy definition [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: diapason.

Updated on 2020/07/31