| Entry (1/2) | 1 korintsana |
| Root | 2 rintsana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina
5 Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [1.1] |
| Explanations in English |
6 tinkling ornaments
[1.7] |
| Explanations in French |
7 retentissement d'un grelot, de petits ornements
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 24 Sound |
| Entry (2/2) | 25 korintsana |
| Part of speech | 26 noun |
| Explanations in Malagasy |
27 Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika
[1.1] |
| Explanations in English |
28 a child's rattle
[1.7] |
| Examples |
29 Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena;
[2.470#]
|
| Vocabulary | 30 Music: instruments |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Illustrations |
|
| Updated on 2025/11/09 |
|