|
|
|
|

Entry (1/2)1 takoritsoka
Root  2ritsoka
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4teny tsy atao ren' ny olona maro.
5tsaho mandeha an-katakonana. [1.1#912]
Explanations in English  6a rumour, a whisper. [1.2#606]
Explanations in French  7chuchotement, bruits qui circulent en cachette. [1.3#654]
Derivatives 
Active verbs :

Entry (2/2)9 takoritsoka
Root  10ritsoka
Part of speech  11 noun
Explanations in Malagasy  12Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin' ny tanana havia ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin' ny tanana havanana eo amin' ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan' ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon' ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan' ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina. [1.1]
Vocabulary  13 Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/09/19