|
|
|
|

Entry (1/3) 1  dory
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [1.1]
Vocabulary  4  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Combinations  127  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Entry (2/3) 128  dory
Part of speech  129  noun
Explanations in French  130 [Tankarana] dormir. [1.19]

Entry (3/3) 131  dory
Root  132 dotra
Part of speech  133  imperative of passive verb dorana [Full list]
Examples  134  andeha, dory amin' ny afo izany. [2.996#]
135  dory ireo fako rehetra azo dorana. [2.424#]

Anagrams  136 diro, dory, 137 drio, 138 odry, 139 Rody

Updated on 2026/02/26