Entry | angaroa | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny anjombona [Rajemisa 1985] | |
French translation | [Tankarana] conque (bakôra) § antsìva. [David 1952 (takila A)] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Synonyms | angaroha | |
Quotes | Proverbs containing the word angaroa | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |