Entry kilerao
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno varahina tsofina, izay manana feo mafy mikarantsana ampiasain' ny miaramila ao an-toby na amin' ny matso [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: clairon.

Updated on 2020/07/31