| Entry (1/2) | 1 sodina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana.
4 maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba. [1.1] |
| Explanations in English |
5 a flute.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 flûte.
[1.8] |
| Examples |
7 Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany.
[2.470]
|
| Vocabulary | 8 Music: instruments |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| All compound words | 130 2 combinations of this word |
| Proverbs | 131 Proverbs containing that word |
| Article | 132 Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) |
| Entry (2/2) | 133 sodina |
| Part of speech | 134 noun |
| Explanations in French |
135 Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau..
[Merina, Betsileo, Tanala]
[1.196] |
| Vocabulary | 136 Botany |
| Anagrams | 137 andosy, 138 diñaso, 139 disaño, disano, 140 Disona, 141 ondasy, 142 sady ... no, 143 saondy, 144 Sidona, 145 sodina |
| Updated on 2025/11/12 |
|