Entry ampongavilany (amponga, vilany)
Part of speech noun
Malagasy definition Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31