Entry rondro
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Quotes 

Entry rondro
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] rahona [Rakotosaona 1975]

Entry rondro
Part of speech noun
French translation  [Betsimisaraka] (Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?). Rinorea angustifolia (Thouars) Baill.. (Violaceae). D'après Tata, Réserves Naturelles 4443. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Rinorea angustifolia

Updated on 2020/07/31