Entry fikasihandokanga (kasika, lokanga)
Part of speech noun
Malagasy definition Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms fikasihana

Updated on 2020/07/31