Entry angorodao
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno iray tarika amin' ny harmonia, izany hoe tendrena, ka ny rivotra mivoaka amin' ny takela-by mifanao ambaratonga no mamoaka feo, saingy izy azo bataina ka entina mandehandeha: Mitendry angorodao
Mitovy hevitra: taralila [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2020/07/31