Entry valiha vata (valiha, vata)
Part of speech expression
Malagasy definition haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms valiha marovany

Entry valihavata (valiha, vata)
Part of speech noun
French definition [ valiha-vata ] piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) [Andriamanantena: Dinitra]
Vocabulary 
Examples mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano) [Finoana , 2012/01]
Quotes 

2012/06/03