|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambioka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo [1.1]
Vocabulary  4  Music: instruments
Analogs  5  ambio
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)128  ambioka
Part of speech  129  noun
Explanations in Malagasy  130 [Betsimisaraka] vary, tsaramaso, ets tahirizana, masomboly [1.78]
131 [Bezanozano] Masomboly [1.78, 1.1]
132 [Sihanaka] masomboly, harena iraisan'ny mpivady [1.78]
133 voan-javatra natokana ho masomboly [1.13]
Explanations in French  134 [Antankarana] graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [1.19]
135 semence [1.13]
Examples  136  Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381#]
137  Ratsy ny akofa satria tsy misy ilana azy mihitsy, sady tsy azo hanina no tsy azo atao ambioka. [1.519#]
Vocabulary  138  Economy: agriculture
Synonyms  139 ambeko, ambeo, ambeoka, ambezo, ambio, masomboly, tabiry

Anagrams  ambioka, 140 aombika, 141 miboaka

Updated on 2026/02/04