Entry bakora
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe [Rakotosaona 1975]
English translation  [Provincial] a large shell. See antsiva. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms antsiva

Entry bakora
Part of speech adjective
Malagasy definition Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina [Rajemisa 1985]
French translation gros et mou [Abinal 1888]
Derivations 
Other spellings 
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31