Entry kiloloka
Part of speech noun
Malagasy definition Tsotsòka maromaro natao tamin' ny volotsangana ka ahazoana feo iva rehefa lavalava kokoa ary feo avo rehefa fohy; ampifandimbiasina ny fomba fampiasa azy ka ahavitana ngodonkira fandihizana, na feonkira iray manontolo arakaraka ny habetsahan' ny isany [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31