|
|
|
|

Entry1 jejilava
Elementary words  2jejy, 3lava
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5 Tahon-kazo marotsaka sahabo ho 2 metatra asiana tadiny mihenjana toy ny tsipika, ka voatavo maina no afatotra eo akaikin' ny tendrony ambany; somary sarotsarotra ihany ny fampiasa azy: ny tanana havia no mihazona azy mijoro mahitsy, ka ilay voatavo dia aankina amin' ny kibo na somary ahataka kely mba hampigobona kokoa ny feony; ny fanondro havia amin' izay atehika amin' ny tadiny raha tiana hiakatra kely ny feony; ny tanana havanana kosa mipaika ny tadiny amin' ny tsora-kazo kely sady misy korintsana fihinin' ny ankibikely [1.1]
Explanations in French  6 une espèce de longue guitare [1.3#294]
Vocabulary  7 Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/09/12