Entry kidedra
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamanenon' ankizy (tanala) vita amin' ny volotsangana nosilatsilahina mba hisy kinifinifiny toy ny sotrorovitra ka iny no velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa rehefa terena ao ambany helika [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31