Entry trompetra
Part of speech noun
Malagasy definition [frantsay trompette] Zavamaneno misy fitsofana manokana, na maintipiso, sy pisitò, ary mihoronkorona indroa ny vatany [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: trompette.

Updated on 2020/07/31