Entry dombolo
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaneno mitovy amin' ny doka (jer. io teny io), saingy tsy mba misy korintsana eo antendrony, fa volotsangana fotsiny sahabo ho iray metatra sy sasany eo ho eo, ary mitovy habe amin' ny sandry; ny mpandihy lehilahy ihany no mampiasa azy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31