Entry langorony
Part of speech noun
Malagasy definition Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [Rajemisa 1985]
English translation a side drum [Richardson 1885]
French translation tambour [Abinal 1888]
Vocabulary 
Synonyms langoroana
Examples ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony: [Callet: Tantara, page 392]

Entry langorony (langoro, -ny)
Part of speech noun langoro and pronoun
English translation his heron(s), her heron(s), their heron(s)
¶ his drum(s), her drum(s), their drum(s) [3.1]
French translation son héron, ses hérons, leur héron(s)
¶ son tabour, ses tabours, leur tabour(s) [3.1]

Updated on 2020/07/31