Entry | tsirivo | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Zavamaneno kasohina toy ny tsikadraha: volotsangana vaventy toy ny haben' ny sandry no alaina; asiana dian-tsofa mitetitetika manodidina ny vatany ary tariby henjana toy ny vy amin' ny tahon' elo no atao fikasoka; mikarantsana mafy ny feon' ny tsirivo satria feom-by, kanefa azo atao amin' izay feo ilaina rehetra izy, na malefaka na tohilava, na marisika na manambitamby eo amin' ny fiarahan-javamaneno [Rajemisa 1985] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |