Entry lokanga
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 [Rajemisa 1985]
English translation a violin; any stringed instrument played with a bow [Hallanger 1973]
French translation violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31