| Entry | 1 ampongantaolo |
| Elementary words | 2 amponga, 3 ntaolo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Amponga hoditra roa; toy ny diam-panorona ny bikan' ny tady mifamatopatotra manenjana azy eo amin' ny andilany; ampiasaina amin' ny lanonana isan-karazany.
[1.1] |
| Explanations in French |
[ampongan' ny ntaolo]
6 tambour des ancêtres en bois.
[1.3#34] |
| Vocabulary | 7 Music: instruments |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Updated on 2025/11/09 |
|