| Entry | 1 kabosy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa
[1.1#468] |
| Vocabulary | 4 Music: instruments |
| Other spellings | 5 kabaosa, kabaosy, kabosa |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Illustrations |
|
| Anagrams | 127 bokisa, 128 bosika, kabosy, 129 kisabo, 130 kosaby, 131 sobika |
| Updated on 2025/11/09 |
|