Entry kabosa
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [Rajemisa 1985]
French translation  [Tankarana] sorte de guitare. [David 1952 (takila K)]
Vocabulary 
Synonyms kabaosa ~ kabaosy ~ kabosy

Updated on 2020/07/31