|
|
|
|

Entry1 gitara
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana. [1.1]
Examples  4 Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra. [2.606#]
Vocabulary  5 Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/09/12