Entry lakolosy
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno vita amin' ny halimo, mibikana vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika azy ao anatiny ka mahatonga azy haneno; ny lakolosy dia ampiasaina hiantsoana olona na hilaza fotoana na ora: Mamelona lakolosy; tranon-dakolosy [Rajemisa 1985]
English translation a bell [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French translation cloche [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin French: la cloche.

Entry lakolosy
Part of speech noun
Malagasy definition Fomban-drandram-bolo fanao amin' ny volon' ankizy: avòna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny boriborin-dakolosy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31