Entry n' lapabe (n' lapa, be)
Part of speech noun
Malagasy definition Toy ny n'lapa ihany fa ngeza sady mavesatra, misy tongony vita sokitra ary tsy dia afindra toerana loatra; isan'ny amponga masina tsy mba fampiasa amin'ny lanonana sasany. [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31