Entry kotra
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Tany fambolena lany tsiro noho ny tsy fiovaovan' ny voly natao teo aminy
¶ Ela nanaovana: Tany efa kotra [Rajemisa 1985]
French definition Terrain fatigué, épuisé par un même genre de culture et qu'on laisse en jachère ; ancien, usé : qui se pratique depuis longtemps; qui a fait son temps, tombé en désuétude [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
kotra
ko-
Compound words, titles, names 
Analogy  tany kotra

Entry kotra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] kitapo hoditra kely fitahirizana karatra isan-dahy [Rakotosaona 1972]
  [Bara] kitapo hoditra fitondra miady [Rakotosaona 1972]
 Kitapo misy entana fentina mandeha (mazàna no hoditra ny kotra, nefa azo anaovana kotra koa rehefa mety ho zavatra mafimafy fanao kitapo). [Rajemisa 1985]
French definition Giberne, petite valise, petit sac de voyage et en général tout petit sac qu’on porte en voyageant et qui est fait en cuir ou en une autre matière résistante [Abinal 1888]

Entry kotra
Part of speech noun
Malagasy definition Volotsangana vaventy toy ny valiha no mitambatra maromaro mihantona rehefa nolavahana, asiana hazo tsivalana toy ny fefiny eo antenatenany ary misy tady lava mifatotra eo amin' ny fihantonany mba hahatonga ireo volotsangana hikotrana rehefa sintonina ilay tady: mifampiankapoka amin' ilay tsivalan-kazo ny vatany ka mamoaka feo mipoapoaka [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry kotra
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Taisaka] antitra [Rakotosaona 1972]
Quotes 

2017/10/08