| Entry | 1 kahamba |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihamba.
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Music: instruments |
| Other spellings | 5 kahiamba, kai-hiamba, kaiamba, kaihamba, tsakaihamba |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Updated on 2025/11/09 |
|