Entry valiha tsimihety (valiha, tsimihety)
Part of speech expression
Malagasy definition sampan-drofia roa no alaina, esorina ny atiny, atambatra hanjary boribory; ny hodiny ihany no sokirina hanjary tadiny [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31