Entry kahiamba
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin' ny felatanana roa; izany no atao hoe Kahiamba; malefadefaka ny ngadona azo avy aminy, nefa manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno izy noho izy manano toamikorintsana [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2020/07/31