Entry valihavero (valiha, vero)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno kilalaon' ny zatovo fahiny: tahom-bero vaventy maromaro no rarina toy ny zahatra, isokirana tadiny anankiray isaky ny tahony tsirairay; tahom-bero ihany no asisika eo amin' ny tendrony ambony sy tendrony ambany ho fanenjanana ny tadiny [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31