Entry valiha jihy vy (valiha, jihy, vy)
Part of speech expression
Malagasy definition volo ihany ny vatany fa tariby kosa ny tadiny (jihim-baliha no ilantsoan' ny Ntaolo ny tadiny amin' izay) [Rajemisa 1985]

Updated on 2012/03/16