| Entry (1/2) | 1 orgàna |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in English |
3 [1.2] an organ. see sarinety. |
| Explanations in French |
4 [1.3] orgue |
| Vocabulary |
5 Music: instruments |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Entry (2/2) | 128 orgàna |
| Part of speech | 129 noun |
| Explanations in Malagasy |
130 [1.1] Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry |
| Examples |
131 [1.381#] Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny. |
| Vocabulary |
132 Biology |
| Other spellings | 133 organina |
| Anagrams | 134 angaro, arango, argôna, aronga, gorana, orgàna, rangao, roanga |
| Updated on 2025/07/29 |
|