Entry lokanga vava (lokanga, vava)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno tsofina, vita amin' ny tapa-by kely; ankinina amin' ny nify izy ary somary akombona kokoa ny molotra: ny rivotra avy ao am-bava no mampipararetra ilay tariby kely eo afovoany rehefa kitihin' ny fanondro [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31