Entry armonia
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: harmonium.
Examples ny mpitendry armonia irery no tsy taitra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 18]

Updated on 2020/07/31