Entry angorodaovava
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno kely misy kilavadavaka maro, izay tsofina amin'ireo kilavadavaka ireo ka mamoaka feo maro efa mifanaraka rahateo hahavitana izay hira tiana [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31