Entry anjombona
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany [Rajemisa 1985]
English definition a shell used as a horn; it is smaller than the angaroha. See angaroha, antsiva. [Richardson 1885]
 a bugle made from a conch shell [Hallanger 1973]
French definition cor d'appel fait d'une conque marine [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Analogues  anjomara ~ antsiva ~ bingona
Quotes 

2009/09/01