| Entry | 1 makasa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Music: instruments |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Anagrams | 126 makasa, 127 masaka, 128 samaka |
| Updated on 2025/11/09 |
|