|
|
|
|

Entry1  tsikadraha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana misy tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin' ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 5 milimetatra no elanelany;
4 atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony;
5 tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin' ny silaka volotsangana ihany.
6 Hita saika eran-tany ity karazan-javamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina [1.1#985]
Explanations in French  7 instrument de musique [1.13]
Vocabulary  8  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Illustrations 

Updated on 2025/11/13