|
|
|
|

Entry1  kabaosa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa. [1.1]
Vocabulary  4  Music: instruments
Synonyms  5 kabaosy, kabosa, kabosy
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  127 kabaosa, 128 sabakao, 129 saboaka

Updated on 2025/11/09