Entry kabaosy
Part of speech noun
Malagasy definition Tanalahy resy an' ady [Rajemisa 1985]
English translation A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [Richardson 1885]
French translation Caméléon vaincu [Abinal 1888]
Toponymy Place names having the word kabaosy (1): Kabaosy

Entry kabaosy
Part of speech adjective
Malagasy definition Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [Rajemisa 1985]
French translation lâche, poltron, sans coeur [Abinal 1888]

Entry kabaosy
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [Rajemisa 1985]
French translation  [Tankarana] sorte de guitare. [David 1952 (takila K)]
Vocabulary 
Synonyms kabaosa ~ kabosa ~ kabosy

Entry Kabaosy (kabaosy)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy kabaosy

Updated on 2020/07/31