Entry amponga
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin' ny hazo kely atao hoe fivety, ka mahatonga feo mikarantsana na midobodoboka. [Rajemisa 1985]
English translation   a drum [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French translation   tambour [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Quotes  
Analogy   ampongabe ~ ampongakely ~ ampongalahy ~ ampongatapaka ~ detra ~ hazolahy ~ langoroany

Entry amponga
Part of speech   noun
Malagasy definition   Bibin-tsaonjo [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Updated on 2011/02/05