|
|
|
|

Entry1 langoroana
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [1.1]
Vocabulary  4 Music: instruments
Synonyms  5langorony
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2025/09/12