Entry lokanga hisatra (lokanga, hisatra)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno kilalaon-jaza natao tamin' ny zozoro maina anankiroa tokony ho irain-jehy mahery kely, ka iny zozoro iny ihany no nosokirina hahazoana tadiny [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31