Entry anjomara
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaneno iray karazana amin' ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra na mihoatra aza). Hatramin' ny dimy kilometatra tora-tady no andrenesana ny feony raha tsofina eny antendrombohitra izy, ka izany no ampiasana azy amin' ny fiantsoana fokonolona raha misy voina mihatra: hain-trano, dora tanety, tondra-drano, mpangalatra na fahavalo, kabary [Rajemisa 1985]
English definition a small wind instrument, a flute, or flageolet. [Swa. zomari, a pipe, a clarionet; Ar. azzam ara.] [Richardson 1885]
 a bugle sometimes made of bamboo and an ox horn [Hallanger 1973]
French definition hautbois fait de bambou et de corne [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Analogues  anjombona ~ antsiva ~ bingona
Articles 

2017/06/29