Entry tsotsoka (tsoka)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina [Rajemisa 1985]
French translation sifflet des marins [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 

Entry tsotsoka
Part of speech noun
Malagasy definition Nofo mihorona manarona ny filahiana [Rajemisa 1985]
French translation prépuce [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 

Entry tsotsoka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tsimihety] Anaram-bosotra omena ny Vazaha. Jereo tsitsoka [Rajemisa 1985]
French translation (familier) Français. Synonymes: vozongo, vazaha [Rajaonarimanana 1995]

Updated on 2020/07/31