Entry doka
Part of speech noun
Malagasy definition Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [Rajemisa 1985]
English definition praise, flattery [Hallanger 1973]
French definition flatterie [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 adulation [Hallanger 1974]
 vanterie [Rajaonarimanana 1995]
Derivations 
Analogues  dokam-barotra ~ mitady doka ~ tia doka
Examples 
1hianao tsy lany doka, izaho tsy lany rehaka; [Dahle: Angano, page 230]
2Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 22]
Quotes 

Entry doka
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany lzy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry doka
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Taimoro] irery, tsy manao inona [Rakotosaona 1972]
Synonyms doko

Entry doka
Part of speech noun
Malagasy definition Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry doka
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] sorte de bambou. [David 1952 (takila D)]

2017/04/02